Teny iditra | famoizam-po | |
Singan-teny | famoizana ; fo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Despair [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Désespoir [1.8] | |
Ohatra | Ny fanantenan-dRandrianaivo, izay vao nivelatra sy namirapiratra vao tsy ampy herinandro, dia nosaronan'ny famoizampo tamin'io takariva io
[2.324] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |