Teny iditra | famalanana (valana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hivalanana, fampivalanana [1.1] | |
Fanadiovan-kibo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Purgatif [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | famalanana (valana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandefasana hanaraka ny rano Fandroahana, fampihatahana lavitra Fanasiana fandairandoko amin' ny lamba Fandisoana feon-kira [1.1] | |
Fivaditsoratra | famalanana, fanalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |