Teny iditra |
faika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Izay mijanona amin' ny zavatra iray rehefa nofiahina na nesorina ny ranony: Aza ariana eto ny faikam-parinareo Ny ratsy efa nanalana ny tsara, ny lany tsiro [1.1]
|
| Sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Dregs, lees, sediments, feculence. [1.2]
|
| Dregs, sediment, residue [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La lie, marc, dépôt, résidu, rebut [1.3]
|
| Lie, marc, résidu [1.8]
|
| Déchet, résidu [1.13]
|
| Résidu, partie inutilisable. Par exemple :
-- la coque de certains fruits dont on mange l'amande (voir faikam-boanjo).
-- la rafle du raisin ou de l'épi de maïs (voir tsaikan-katsaka, faika est changé dans ce cas en tsaika par raison d'euphonie).
-- les feuilles ayant servi à préparer une infusion (faikan-dite, le résidu de la préparation du thé) ; etc. [1.196]
|
Ohatra | Ankoatra ny menaka, ny faika tavela dia mbola azo ampiasaina.
[2.117]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
faika,
faikany,
faikan',
faikan-,
faikam- |
Tovonana : |
-paika,
-paikany,
-paikan',
-paikan-,
-paikam- |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
vela |
|
Teny iditra |
faika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fipaoka, fifaohana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Enlèvement, rafle, vol adroit [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
faika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara]
(équivalent de faitra merina). Amertume (des feuilles, des écorces, etc.) ; parfois aussi âcreté. Nom donné aux espèces particulièrement amères, notamment :
Hazunta modesta var. methuenii (Stapf & M.L. Green) Pichon et
Hazunta modesta subvar. velutina (Pichon) Markgr.(Apocynaceae). Voir aussi
feka.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Hazunta modesta subvar. velutina, Hazunta modesta var. methuenii |
Voambolana |
|