|
|
|
|

Teny iditra1 faikany
Fototeny  2faika
Sokajin-teny  3 anarana faika sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4faika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5résidu, déchet. [1.13]
6(comme faika (2)).
7Nom de la coque, de l'enveloppe des fruits secs dont on ne consomme que l'amande.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  8 Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany; [2.69]
9 Potserin' ity milina ity kosa ireo sady tantavaniny hiavaka ny ranony sy ny faikany. [2.445]
Voambolana  10 Haizavamaniry
Tovy hevitra  11tsaikany

Fivaditsoratra  12 akifina, 13 faikany, 14 fanaiky, 15 fianika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13