Teny iditra |
endaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fialana sarona na fono. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'enlever l'écorce d'un arbre, d'écorcer. C'est un caractère dont les bûcherons malgaches tiennent le plus grand compte pour la reconnaissance des diverses essences. [1.196]
|
Ohatra |
1 | Tsinontsinoko velively ilay zazalahy kely endaka, inona ny antony niarovako azy?
[1.369]
|
2 | kanjo tsy izany fa olona kely endaka sy manify dia manify, ka tsy mifanentana amin'ny haben'ny lohany velively ny hakelin'ny vatany.
[2.588]
|
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
endaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Herbe très dure dont on fait des balais, des brosses.
Elle pousse sur les dykes granitiques et il faut l'arracher du rocher par plaques à la manière d'une écorce : Xerophyta sp. (Velloziaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Xerophyta sp. |
Voambolana |
|