Teny iditra | dintamborona (dinta, vorona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana dinta mpipetaka amin' ny vavan' ny vorom-bazaha rehefa ilay misotrasotra amin' ny rano iny ireto [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A species of leech that attaches itself to the heads of water-fowl [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |