|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dinta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a leech.
5Linta is used in the provinces [Mal. 6lintah]. [1.2] 7a leech. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8sangsue.
[1.8] |
| Voambolana | 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 10 dintamborona, 11 dintanala, 12 dintandrano |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 danty, 16 dinta, 17 ndaty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|