Teny iditra | dindina | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny ateraky ny feo lavareny sady mikarantsana ka mbola re mangintsina ao anaty sofina na dia efa mijanona aza [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as kinkina [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Comme tintina [1.3] | |||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tsipelina hafa | gingina ~ kinkina ~ tintina | |||||||||
Teny iditra | dindina | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Très solide. [1.19] | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |