|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midindina |
| Fototeny | 2dindina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina ao anaty sofiko foana ilay feon-dakolosy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|