Teny iditra | diera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana. Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy [1.38] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tovy hevitra | serfa | |
Ny fihaviany | Anglisy: deer. | |
Sary | ||
Fivaditsoratra | adrey, diera |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |