Teny iditra | dibadiba | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feno ka henjana sy mibontsina [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be full to excess; distended, said only of the abdomen. See diboka, diridiry [1.2] | ||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | dibaka | ||||||||||||
Teny iditra | dibadiba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Hamaikana [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Empressement [1.82] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | bidabida, dabidaby, dibadiba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |