Teny iditra | demôkrasia | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahefan' ny vahoaka Fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka [1.62] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Democracy [3.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Démocratie [3.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Pôlitika | ||||
Ny fihaviany | Frantsay: démocratie. | ||||
Mpanahaka | demôkraty ~ demôkratika | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |