Teny iditra | bobobobo | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny feon-drano toa mitapatapaka ary migobongobona miditra anaty tavoahangy na aidina avy ao anaty tavoahangy Ny feon' ny anjombona na ny feon-javatra migoboka manao sesilany ary lavareny. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A gurgling sound of water The cry made by the bird toloho. [1.2] | ||||||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |