|
|
|
|

Teny iditra1 boboboboina
Fototeny  2bobobobo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asitrika ao anaty rano.
5Atao mibobobobo, izany hoe ampanenoina mba hanome feo migoboka sesilany: Boboboboy ny anjombona sao tsy mahare ny erỳ an-dafin-drano. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12