Teny iditra | bibim-bomanga | |
Singan-teny | biby ; vomanga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely mihinana ny ravim-bomanga; miofo ho lolo izy ireo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [vomanga, the sweet-potato.] A large caterpillar found on the vomanga [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bibim-bomanga io | |
Teny iditra | bibim-bomanga | |
Singan-teny | biby ; vomanga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | The name of a kind of cloth which resembles the skin of a caterpillar [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |