|
|
|
|

Teny iditra1 azy
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Misolo olona enti-manolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao milaza tompon-javatra: Tonga hamangy an-dRakoto aho: azy ve itỳ trano amoron-dalana itỳ?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Him, her, it, them; his, hers, its, theirs.
5Accusative and possessive case of izy.. [1.2]
6him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Lui, elle, eux, le, la; à lui, à elle, à eux; c'est son tour ou leur tour.
8Il est nécessaire d'ajouter ireo à azy pour le pluriel, lorsque le sens n'est pas assez clair.
9Tsy mahalala azy aho: je ne le connais pas.
10Azy ity satroka ity: ce chapeau est à lui.
11Azy ny mantsaka rano anio: c'est à son tour d'aller chercher de l'eau aujourd'hui.
12Nanasazy azy ireo ny mpitsara: le juge les a mis à l'amende.. [1.3]
13Lui, elle, eux, à lui, à elle, à eux.. [1.5]
14lui, elle, les; à lui, à elle, à eux.. [1.8]
Mpanahaka  15 izy, 16 ny
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 26 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  18 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  19 azy, 20 iza, 21 zay

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11