Teny iditra | atidoha | ||||
Singan-teny | aty ; loha | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The brains. [1.2] | ||||
The brain [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Le cerveau [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |