Teny iditra | anôfela | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karaza-moka mahatonga ny tazo amin' ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin' ny ran' izay voakaikiny [1.1] | |
Moka vavy mitondra tazo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Anophèle [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina ~ Fahasalamana | |
Ny fihaviany | Frantsay: anophèle. | |
Fivaditsoratra | alefona, anôfela, fañeloa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |