|
|
|
|

Teny iditra1 alefona
Fototeny  2lefona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ilazana ny zavatra entina manatrobaka, entina mandefona: Itỳ vy maranidoha itỳ alefona ny lambo. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 alefona, 10 anôfela, 11 fañeloa, 12 Fanoela

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12