Teny iditra | antsimbary | |
Singan-teny | antsy ; -bary (vary) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antsy mifaraingo ny lelany ka ampiasaina hijinjana vary [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A knife used for cutting rice, a sickle. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ antsim-bary ] Couteau servant de faucille [1.3] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Fivaditsoratra | antsimbary, tsirambina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |