|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsirambina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina.
4Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy.. [1.1] 5tsy misy fitandremana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6négligence.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely.
[2.470]
8 Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14ady tsirambina |
| Fivaditsoratra | 15 antsimbary, 16 tsirambina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09 |
|