|
|
|
|

Teny iditra1 antsika
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Us, ours (including the persons addressed); used as accusative and possessive case of isika.. [1.2]
5us.
6(plur.
7inclusive as object); ours. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle).
9Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous.
10Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous.
11Antsika ny manamboatra io tetezana io: c'est à nous à arranger ce pont.
12Antsika no antsika izany: c'est notre affaire.. [1.3]
13Nous, à nous (inclusif).. [1.5]
14Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous.. [1.8]
Mpanahaka  15 isika, 16 ntsika
Kamban-teny rehetra  17ny antsika
Tsanganana sy sary iray takila  18 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  19 antsaky, 20 antsika, 21 kiantsa, 22 sintaka, 23 tsanaky, 24 tsinaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08