Teny iditra |
anivo
(any, ivo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Sihanaka, Taimoro]
Ampovoany [1.78]
|
| [Bara]
[ añivo ] Ampovoany [1.78]
|
| Afovoa: Olona eo anivon' ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany? Any anivo: any afovoan-tany (mifanohitra amin' ny any antsisin-tany, any antsiraka) [1.1]
|
| Afovoany [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Au centre [1.13]
|
Ohatra |
1 | Eto anivo izao ny alina!
[1.279]
|
2 | Ny faritra anivo na afovoany indray?
[2.442]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
afovoany |
|
Teny iditra |
anivo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A species of palm [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | (d'après les forestiers ce nom viendrait de ivo : le milieu, le centre ; parce que ces Palmiers poussent souvent au milieu de clairières. Voir
anivona pour la véritable étymologie).
[Bezanozano]
Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et
Ravenea madagascariensis Becc. (Arecaceae).
[Betsimisaraka]
Ravenea robustior Jum. & H. Perrier (Arecaceae). Le nom du genre
ravenea est un bon exemple des erreurs qui peuvent être faites en philologie malgache. L'explorateur a montré une feuille et demandé le nom. On lui a repondu ravina qui veut dire en malgache "feuille". Il en a conclu, à tort, qu'il s'agissait du nom de l'arbre. Les
anivo fournissent de bons choux palmistes. Leur sève est recueillie pour la production du vin de palme. Ils fournissent aussi des matériaux pour la corderie, la sparterie, la construction des habitations (voir
anivona).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Phloga polystachya, Ravenea madagascariensis, Ravenea robustior |
Voambolana |
|