Teny iditra | angamamy | |
Singan-teny | anga- (angatra) ; mamy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mpahazo ny ankizy fatra-pihinan-java-mamy, mahatonga azy hahatsiaro mangirifiry rehefa mivalan-drano [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | angamamy, mamangia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |