Teny iditra | andefimandry | |
Singan-teny | andefitra ; mandry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat. [1.2] | |
A wife [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | épouse, conjoint [1.8] | |
Ohatra | Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro!
[2.298] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny andefimandry io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |