|
|
|
|

Teny iditra1 andefitra
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Ny sisin' ny fandriana na ny farafara manaraka ny rindrina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4[root lefitra.] On the further side of the bed; close to the wall.. [1.2]
Kamban-teny rehetra  5andefimandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08