|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 anareo |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? .
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4You, your, yours (plural).
5Accusative and possessive case of hianareo.. [1.2] 6you (plur. 7- as object); yours. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Vous, à vous, à votre tour.
9Hamangy anareo aho: je vous visiterai. 10Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. 11Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire.. [1.3] 12Vous, à vous (pluriel).. [1.5] 13vous (pluriel - objet); vôtre.. [1.8] |
| Mpanahaka | 14 ianareo, 15 nareo |
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 18 anareo |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20olom-pady.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 21 anareo, 22 anerao, 23 Areonà, 24 eroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|