Teny iditra |
ambonivohitra
|
Singan-teny | ambony ; vohitra |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale [1.3]
|
Ohatra |
1 | "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra:
[2.48]
|
2 | Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra.
[4.27]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tohi-kevitra |
|
Teny iditra |
ambonivohitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The dead not yet buried [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture [1.3]
|
|