Teny iditra | amboalambokely (amboa, lambo, kely) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [kely, little.] A species of earwig. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |