Teny iditra |
ala kaforo
|
Singan-teny | ala ; kaforo |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny anglisy | A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'un destin [1.3]
|
Ohatra |
1 | Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana.
[1.381]
|
2 | Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy.
[2.69]
|
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
alakaforo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Opiniâtreté, persistence [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|