Teny iditra | aingitraingitra (aingitra) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Capricious desires [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Désirs capricieux, caprices [1.8] | |||
Ohatra | Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany
[2.472] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |