Teny iditra | ahimoka | ||||||||
Singan-teny | ahi- (ahitra) ; moka | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ahitra maniry eny anaty rano, fanaon' ny olona kofehy na tady [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A species of grass frequented by mosquitoes [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Plante aquatique dont on fait des liens [1.3] | ||||||||
[Merina] (de moka = moustique ; les eaux au bord desquels pousse cette herbe sont censées être particulièrement favorables à la pullulation des moustiques). Eragrostis poaeoides P. Beauv. Homonyme tardif = Eragrostis minor Host (Poaceae). [1.196] | |||||||||
Anarana siantifika | Eragrostis minor, Eragrostis poaeoides | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||||||||
Teny iditra | ahimoka (himoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Akombona (enti-milaza ny vava izay akombona, hidiana tsy hamoaka feo) [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahimoka, komahay, mihaoka, mihoaka, mikaoha, miohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |