Teny iditra |
taniravo
|
Singan-teny | tany ; ravo |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Tanimanga, tany mora [1.78]
|
| Tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ tany ravo ] White earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]
|
| Chalk [1.42]
|
Fanazavàna teny frantsay | Terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3]
|
Ohatra |
1 | Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo.
[2.48]
|
2 | toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony
[2.470]
|
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Taniravo
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Ohatra | Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any Taniravo amy ny Mandiavato
[2.48]
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -19, 47.5
|
|