Teny iditra | sosy | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sompatra, mitady izay hanimbana ny sasany: Ravao iny koa sosy mahasosotra [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | sosy | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Tezitra [1.78] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | Sosy | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Susi [2.996] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Susi [2.996] | ||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||
Tovy hevitra | Sozì | ||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Sosy | ||||||
Fivaditsoratra | siso, sosy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |