Teny iditra | Ratompokolahy | ||||
Singan-teny | ra- ; tompoko ; lahy | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Feu [1.66, 1.5] | ||||
Le défunt, le regretté [1.5] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Teny fanajana | ||||
Tovy hevitra | Itompokolahy | ||||
Tohi-kevitra | Ratompokovavy | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Ratompokolahy io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |