Teny iditra | ranomandry | ||||
Singan-teny | rano ; mandry | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra Fomban-domano misosa Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [ rano mandry ] A thin film found on water A word used for ice A mode of carrying palanquin. [1.2] | ||||
Ice [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Glace [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Teny iditra | Ranomandry | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||
Fangi-bolantany | -20.0333333, 46.9166667
-17.2333333, 46.85 | ||||
Fivaditsoratra | marin-drano, ranomandry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |