|
|
|
|

Teny iditra1 marin-drano
Singan-teny  2marina, 3rano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina.
6anambarana fa tena marina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7level like water. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8de niveau comme l'eau. [1.8]
Ohatra  9 Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424#]
10 Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#]
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 marin-drano, 13 Ranomandry, ranomandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05