Teny iditra |
manombo
(hombo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an' i Kristy tamin' ny hazo fijaliana ny Jody Mandentika olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin' ny teniko ihany i dada [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To fasten with nails or spikes [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Attacher avec des chevilles ou des clous [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manombo |
Ny lasa : |
nanombo |
Ny hoavy : |
hanombo |
Filaza mandidy : |
manomboa |
|
|
Teny iditra |
manombo
(tombo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | ( mihombo no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enti-milaza aretina): Nanombo ny aretiny hatramin' ny omaly
[1.1]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
manombo
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Mitombo [1.78]
|
| [Taisaka]
Manitatra, mihalehibe [1.78]
|
| [Tanosy]
Mampitombo, manitatra [1.78]
|
|
Teny iditra |
Manombo
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Fleuve de la région du nord-ouest de la sous-préfecture de Tuléar ...
Il reçoit sur sa rive droite l'Adranojaza [1.11]
|
Voambolana |
|