|
|
|
|

Teny iditra1 hombo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakambanan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin' olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan' aretina: Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Rajaonah Tselatra). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4an iron or wooden spike or peg. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5cheville en bois ou en fer, clou. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19