Teny iditra | mandoto (loto) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To soil, to sully [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Souiller, salir [1.3, 1.8] | ||||||||
Tacher Calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [1.3] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandoto io | ||||||||
Teny iditra | Mandoto (man-, loto) | ||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||||||
Fangi-bolantany | -19.5666667, 46.2833333 | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |