|
|
|
|

Teny iditra1 manoso-potaka
Singan-teny  2manosotra, 3fotaka
Sokajin-teny  4 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  5manaratsy ny olona marina noho ny volohala na tsy fitiavana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to put mud on a wall.
7fig.
8to vilify.. [1.2]
9lit.
10to smear with mud), to slander. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11(lit.
12barbouiller de boue), calomnier. [1.8]
13calomnier. [1.5]
Tovy hevitra  14manoso-dratsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12