Teny iditra |
mahatanty
(tanty)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1]
|
| Maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be able to endure; to be able to resist temptation [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8]
|
| Résistant [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mahatanty |
Ny lasa : |
nahatanty |
Ny hoavy : |
hahatanty |
|
Mpanahaka |
mahatohitra |
|
Teny iditra |
Mahatanty
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Ohatra | Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera
[2.508]
|
Voambolana |
|