Teny iditra | karija | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [1.1] | |
Teny iditra | karija | |
Sokajin-teny | anarana | |
Mpanahaka | sikidy | |
unkLabel:: |
| |
Teny iditra | Karija | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Ohatra | Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, Karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia
[2.508] | |
Voambolana | Tantara: olona | |
Fivaditsoratra | jarika, karajy, karija |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25 |