Teny iditra |
Jakoba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Jakoba Patriarka. Zanak’ i Isaka sy Rebeka ary zandrin’ i Esao izy ; ary kambana izy mirahalahy... [1.38]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Jakoba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Jakoba Apostoly. Zanak’ i Zebedio izy, ary isan’ ny Apostoly 12 lahy. Zokin’ i Jaona izy... [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | James, the son of Zebedee [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jacques, fils de Zébédée [2.996]
|
Ohatra | Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy
[2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Jakoba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Jakoba zanak' i Alfeo (angamba Klopasy). Tokony ho izy no ilay atao hoe
"Jakoba Kely" (Mar. 15. 40) ... [1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | James, the son of Alphaeus [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jacques, fils d'Alphée [3.1]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Jakoba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Jakoba rahalahin' ny Tompo... [1.38]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Jakoba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Jakoba rain' i Jodasy (tsy Iskariota). Tsy misy fantatra ny aminy, afa-tsy izay voalaza amin’ ny teny indraim-bava ao amin’ ny Lio 6. 16. [1.38]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Jakoba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Epistily nosoratan' i Jakoba
[1.38]
|
Fanazavàna teny anglisy | Letter of James
[3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Epitre de Saint Jacques
[3.1]
|
Voambolana |
|