Teny iditra |
Ineny
(i, neny)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin' ny tena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Mother. A familiar word used by children in speaking of their nurses, or mother, or by any one in addressing an elderly woman. [1.2]
|
| Mother [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mère [1.3, 1.8]
|
| Maman Terme honorifique dont on se sert à l'égard des nourrices, des femmes âgées ou respectables [1.3]
|
Ohatra |
1 | Avy taiza hianareo mianaka, hoy Ineny.
[2.332]
|
2 | Ny fahalalahany no nampitomany azy, ry Ineny.
[2.529]
|
3 | Avia ange, manatona eto Ineny malala, hoy Raozy.
[2.499]
|
|
Voambolana |
Ohabolana |
|