Teny iditra |
goba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Torabato [1.78]
|
|
Teny iditra |
goba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taifasy]
Saonjo voavaofy andrahoina tsy atao be rano loatra [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
goba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vaingana misy tava 6 efamira mitovy ary rirana 12 [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cube [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Goba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Gob [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Gob [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|