|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fanandrana (andrana)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha [1.1]
4  Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer [1.3#39]

Teny iditra (2/4)6  fanandrana (tandra)
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanongotana amin' ny tandra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  L'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause [1.3]

Teny iditra (3/4)10  fanandrana (tandra)
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]

Teny iditra (4/4)13  Fanandrana
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  15  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  16  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07