Teny iditra |
Evanjely
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio,
Marka,
Lioka ary
Joany
(na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany
Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika
[1.1]
|
Ohatra |
1 | Vita ny vakiteny ny Evanjely, dia niteny i Mompera!
[2.270]
|
2 | Fa omena azy ny toerana sahaza azy ao amin' ny Evanjely, ao amin' ny toerana nametrahan' i Jesoa Kritsy an' i Lazara, ilay vehivavy samaritana ary ny mpiandry ondry tany Bethlehema.
[1.369]
|
|
Voambolana |
Ny fihaviany | Frantsay: Évangile.
|
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|