|
|
|
|

Teny iditra1 Filazantsara
Singan-teny  2filazana, 3tsara
Sokajin-teny  4 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the Gospels; the New Testament. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Evangile, Nouveau Testament. [1.3]
8Nouveau Testament, Évangile. [1.5]
Ohatra  9 Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [2.649]
10 amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [2.357#]
11 Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [1.353#]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Voambolana  14 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15Toko sy andininy momba Filazantsara
Lahatsoratra  16Randzavola: filazantsara ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12