Teny iditra | -bina | ||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vina | ||||||
Teny iditra | bina | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milaza fivontosana, fibontsinana [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | binaka ~ binabina ~ binabinaka | ||||||
Teny iditra | bina | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The name of an insect [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'un insecte [1.3] | ||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||||
Teny iditra | Bina | ||||||
Sokajin-teny | anarana hita ao amin' ny ohabolana | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Zanakanarana | |||||||
Teny iditra | Bina | ||||||
Singan-teny | Bina | ||||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||||||
Mpanoratra | Rajaonarivelo Auguste, 1933 | ||||||
Fanonta printy | 1933. Imprimerie de l' Imerina. 1957. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1971. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1993. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. Ambainy: 13,5cm. Haavony: 21cm. Takila: 118". | ||||||
Voambolana | Haisoratra: boky | ||||||
Fanoritsoritana | Roman ayant obtenu le prix "Les Belles-Lettres" en 1933 | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |